Teny iditra fibohiana (bohy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanosehana ny hafa mba hahazoana toerana bebe kokoa [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra fibohizana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31