Teny iditra fibohizana (bohy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanosehana ny hafa mba hahazoana toerana bebe kokoa; fampisehoana hery amam-pireharehana; fidongiana zavatr' olona [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra fibohiana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31