Teny iditra fibolisarana (bolisatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikorisana noho ny tongotra tsy mahafahatra fa malama ny tany diavina: Mafimafy ihany ny fibolisarany matoa nipitsoka ny tongony [1.1]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05