Teny iditra fiborotsahana (borotsaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitambotsorana hiala amin' ny toerany ka midina, fikorotsahana midina: Fiborotsahan' ny sikina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05