Teny iditra fibosesehana (bosesika (sesika))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fidirana na firohotana miaraka indray mandeha: Loza ny fibosesehan' ny olona hijery io olona naratra io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de se presser, l’issue [1.3]
Ohatra Akory ity fibosesehana nataonao, hoy ny mpampivelona. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08