Teny iditra fidarabohana (daraboka (daboka))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fianjerana mafy amin' ny tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de tomber lourdement [1.3]
Ohatra Ary amin' izany andro izany, hoy Jehovah, Dia hisy feo re mitaraina any am-bavahadin-kazandrano, Sy fidradradradrana ao amin' ny tanàna ambany, Ary fidarabohana miezinezina any amin' ny havoana. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08