Teny iditra fidedadedana (dedadeda)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana rehi-be: Fidedadedan' ny afo
Fisamboaravoaram-paniriana tsy hay tonana: Fidedadedan' ny fitiavan-tanindrazana ao am-pony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de flamber [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05