Teny iditra fidinginana (dingina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fijoroana manondro lanitra: Fidinginan' ny rambon' osy
Fiakarana avo dia avo tampoka: Nahagaga ny fidinginan' ny vaton-dRakoto tamin' ny fifidianana farany tao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05