Teny iditra fidio (fidy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fidina [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Fidio izay olona hiaraka aminao [1.1]
2Fidio izay tianao: Ikemba sa ny harena navelan-dRabery? [2.499]
3Ka fidio haingana izay tian' ialahy, fa tsy azo avotana ny indray mipi-maso. [2.357]

Teny iditra fidio (dio)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de se purifier, de se justifier [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20