Teny iditra fidiovana (dio)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanasana tena; fanalana tsiny ny tena, fanalana ny tena amin' ny fiampangana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ablutions pour se purifier, la justification. [Abinal 1888]
 action de faire sa toilette [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Sary 

2010/09/19