Teny iditra fidy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanondroana, na fakana, izay tiana amin' ny zavatra roa na maro mifampitaha; fantina; tsonga; tsarika [1.10]
 Fakana izay tiana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Choice, preference, permission to choose. Mostly used with suffix pronoun, fidiny. See fantina. [Mal. pilih.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Choix, préférence, élection [1.3]
Sampanteny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/06