Teny iditra fiefana (efa)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiafarana: Ny ranomasina no fiefan' ny rano rehetra ~ Ny fitsarana tampony no fiefan' ny ady rehetra
¶ Ny mahay indrindra: Rakoto no fiefana amin' ny mpanjaitra eto antanàna [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   Incomparable, matchless, super-excellent; final, decisive, definite. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   L'action de s'acquitter, de se compenser, aboutissant, terminaison, refuge, le pouvoir suprême, le plus capable:
Ny ranomasina no fiefan' ny rano rehetra (C'est à la mer qu'aboutissent toutes les eaux) ~
Ny fitsarana ambony indrindra no fiefan' ny ady rehetra (C'est à la cour de cassation que se terminent tous les procès) ~
Ny anadahy no fiefan' ny anabavy (Le frère est le refuge de sa sœur) ~
Izy no fiefana amy ny mpanefy rehetra (Il est le plus capable de tous les serruriers)
[Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2016/06/24