Teny iditra fiempo (empo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fitsonehana, fanjarian-jaka mivainga ho ranoka [SLP 1986]
Famaritana frantsay fusion [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra fitsonika ~ tsonika

2009/09/09