Teny iditra fientanana (entana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahatairana sy fiaingana tampoka any anaty, fiontanana: Fientanan' ny fo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de tressaillir [1.3]
Ohatra 
1Mamoha fientanana tsy mbola tafapoitra tanteraka ao amin' ny olona ny soratra; [2.285]
2Hany ka, noho ny toe-javatra nafanafana tao amin' io faritr' izao tontolo izao io, dia nisy fientanana vaovao hanao fikarohana teolojika. [1.369]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08