Teny iditra |
fieritreretana
(eritreritra (eritra))
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fiasan' ny saina mangina mamakafaka sy mandinika zavatra: Tsy ampy fieritreretana ianao, anaka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Mulling things over; the conscience [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de réfléchir; la conscience [1.8]
|
| Réflexion [1.13]
|
Ohatra |
1 | Ny fieritreretana no milaza ny fahamarinan'izany.
[2.366]
|
2 | izany ary tsy ilana fieritreretana kely akory izany.
[2.528]
|
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|