Teny iditra fietona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiovana moramoran'ny zaka miranoka ho etona [1.13]
Fanazavàna teny frantsay évaporation [1.13]

Teny iditra fietona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiovan'ny zaka miranoka ho etona [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Vaporisation [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31