Teny iditra fiezahana (ezaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikelezana aina, fanaovana ny farany azo atao, fikirizana fatratra: Tsy ampy ny fiezahan' itỳ mpianatra itỳ ka gisitra lava izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The making of an effort [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Effort, action de faire quelque chose avec entrain [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20