Teny iditra | fifadiana (fady) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Tsy fihinanana na tsy fisotroana, tsy fanaovana zavatra, na noho ny fitanana ny fandraran' ny Razana na noho ny famehezan-tena: Fifadiana fisotro mahamamo [Rajemisa 1985] | |
Famaritana anglisy | abstention [Hallanger 1973] | |
Famaritana frantsay | L'abstinence, le jeune, la mortification, le temps [Abinal 1888] | |
abstention de certains mets, certains actes tabous [Hallanger 1974] | ||
Lahatsoratra | Randzavola: fifadiana ao amin' ny Baiboly | |
2017/06/29 |
![]() |