Teny iditra fifaliana (faly)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Firavoana: Androm-pifaliana
¶ Zavatra mahafaly: Fifaliana ho ahy ny mandray anao ato an-tokantronoko
¶ Filalaovana: Tia fifaliana ny tanora [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy happiness, rejoicing [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay action de se réjouir; le plaisir [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31