Teny iditra fifampifehezana (fehy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Discipline [1.13]
Ohatra Ny tsy fisian' ny fifampifehezana ary ny tsy fanekena ireo fitsipika misy (fanafoanan-ketra isan-karazany, tsy fanekena hanaja filaharana, taratasy fanamarinam-pahasalamana sandoka , sns. [4.27]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12