Teny iditra fifampitifirana (tifitra)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Jiolahy telo maty, roa azo sambo-belona, izay no vokatry ny fifampitifiran' ny zandary sy ireo olon-dratsy teny @ Village Famonjena Amboanjobe io atoandro io [0]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20