Teny iditra fifampitohizana (tohy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay cohérence [Rakotonaivo 1993]
Endriteny 
fifampitohizana
fifampitohizako
fifampitohizanao
fifampitohizany
fifampitohizantsika
fifampitohizanay
fifampitohizanareo
fifampitohizan'
fifampitohizan-
fifampitohizam-
fifampitohiza-
-pifampitohizana
-pifampitohizako
-pifampitohizanao
-pifampitohizany
-pifampitohizantsika
-pifampitohizanay
-pifampitohizanareo
-pifampitohizan'
-pifampitohizan-
-pifampitohizam-
-pifampitohiza-
Ohatra 
1Fifampitohizan-kevitra (Cohérence d'idées) [Rakotonaivo 1993]
2manito no filaza io fomba io, izany hoe manapaka: tapahina eo ny fifampitohizana nisy. [Ndemahasoa: Antakay, takila 36]

2017/05/17