Teny iditra fifanampiana (ampy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay aide mutuelle
¶ addition. [Voambolana: Matematika: rafitrisa] [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Kanefa nisy maro ny ady na dia nisy ihany aza ny fifanampiana. [Randriamamonjy: Tantara, takila 192]
2Tsy maintsy taperina daholo ny fifanampiana fa tsy azo asiana ambiny. [Ndemahasoa: Antakay, takila 114]

2017/10/28