Teny iditra fifanana (fana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikobonana manao mafana tsara raha vao avy niteraka mba tsy hosovohan' ny hatsiaka [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay la manière de faire ses couches, le lieu, le temps [Abinal 1888]

Teny iditra fifan~ana
Sokajin-teny tsirinteny saradroa [Teny amin' ny fifan~ana]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31