Teny iditra fifanatrehana (atrika)
Sokajin-teny   anarana
Ohatra   Tsy fanaony mantsy ny raharaha mila fifanatrehana sy fifandonana, ka tsy nandry ny eritreriny. [Andraina: I Vola, takila 59]
Ny bikany  
fifanatrehana
fifanatrehako
fifanatrehanao
fifanatrehany
fifanatrehantsika
fifanatrehanay
fifanatrehanareo
fifanatrehan'
fifanatrehan-
fifanatreham-
fifanatreha-
-pifanatrehana
-pifanatrehako
-pifanatrehanao
-pifanatrehany
-pifanatrehantsika
-pifanatrehanay
-pifanatrehanareo
-pifanatrehan'
-pifanatrehan-
-pifanatreham-
-pifanatreha-

Nohavaozina tamin' ny 2014/10/23