Teny iditra fifanazavana (zava)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Teo amin' ny lemak' Ivato atsimon' Ambositra no nisy ny fifanazavana farany. [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : fifanazavana, fifanazavako, fifanazavanao, fifanazavany, fifanazavantsika, fifanazavanay, fifanazavanareo, fifanazavan', fifanazavan-, fifanazavam-, fifanazava-
Tovonana : -pifanazavana, -pifanazavako, -pifanazavanao, -pifanazavany, -pifanazavantsika, -pifanazavanay, -pifanazavanareo, -pifanazavan', -pifanazavan-, -pifanazavam-, -pifanazava-

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21