Teny iditra fifandraisana (ray)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay cohérence [Rakotonaivo 1993]
 liaison, rapport, relation [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Ny Fady dia lalàna fifandraisana no tena dikany. [Ndemahasoa: Antakay, takila 13]
2Tao Amponkarana no nisian' izany fifandraisana izany. [Razoharinoro: Soratra, takila 11]

Teny iditra fifandraisana (ray)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fifampitohizana [SLP 1986]
Famaritana frantsay connexion électrique [SLP 1986]

2017/11/05