Teny iditra fifaninana (inana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mifaninana, miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La rivalité, l'émulation [1.3]
Ohatra Ampiroboroboina ny fifaninana amin' ireo izay manolo-tena handray ny orinasa, ny birao misahana ny fanadihadiana, ny banky izay mety handray anjara amin' izany. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09