Teny iditra fifankahalalana (hala)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Nasehony taminay vahiny ho hitanay hatrany amin' ny tanànany tany ambanivohitra rehetra tany mba hahalalina ny fifankahalalana sy hahamafy ny fifankatiavana. [2.356]
Haiendriteny 
Tsotra : fifankahalalana, fifankahalalako, fifankahalalanao, fifankahalalany, fifankahalalantsika, fifankahalalanay, fifankahalalanareo, fifankahalalan', fifankahalalan-, fifankahalalam-, fifankahalala-
Tovonana : -pifankahalalana, -pifankahalalako, -pifankahalalanao, -pifankahalalany, -pifankahalalantsika, -pifankahalalanay, -pifankahalalanareo, -pifankahalalan', -pifankahalalan-, -pifankahalalam-, -pifankahalala-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20