Teny iditra fifankazarana (zatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Familiarité [1.3]
Ohatra Efa volana maro no niaraha-nitoetra ka tsy fifankazarana ihany no nisy tamin-dry zareo roa trano, fa fifankatiavana mafana koa. [1.214]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21