Teny iditra | fifanojoana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | Coïncidence, convergence [1.13] | |||
Ohatra | Io finoana ny fisian' ny lahatra io izany dia manampy sy manatevina ny famaritana ny vintana teo aloha izay toa nilaza fa tsy fifanojoana kisendrasendra no ananan-dRa... vintana "V".
[2.285] | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |