Teny iditra fifia (fia)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   l'état de ce qui est sserré, de celui qui est retenu [Abinal 1888]
Famaritana frantsay   compressibilité [SLP: Voambolana]

Teny iditra fifia
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fiandry, angatra (aretina) [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] blennorragie [Deschamps 1936]
Voambolana  
Fifanahafana   akohofotsy ~ ambaniana ~ angatra ~ famehy ~ farasisa ~ fiandry ~ vania

Nohavaozina tamin' ny 2015/02/24