Teny iditra |
fifidianana
(fidy)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fakana izay tiana an-tsitrapo, filantenana, fijobonana, fitsongoana; fandatsaham-bato: Tsy misy fifidianana raha atao an-tery, na mivantana izany na an-kolaka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The act of choosing An election. [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de choisir élection. [1.3, 1.8]
|
Ohatra |
1 | Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara.
[2.472]
|
2 | Nandalo indroa Atoa Ranaivo Jonah nanontany vaovao izay tsy nisy fa nilamina ny fifidianana.
[2.356]
|
|
Lohateny |
|
|