Teny iditra fifindrana (findra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiovana toerana: Mandany mandrakariva ny fifindrana trano
¶ Fiovana ho: Rehefa amin' ny antoko iray ianao, sarotsarotra ihany ny fifindrana amin' ny antoko hafa [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the act of moving; a change of residence [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay action de changer de domicile [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31