Teny iditra fifokoana (foko)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikambanana, firaisana fo sy saina mba hanao zavatra [Rajemisa 1985]

Teny iditra fifokoana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bezanozano] fiokoana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra fifokoana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] fizaram-poko [Rakotosaona 1972]

2009/05/15