Teny iditra fiforonana (forona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba iforonana, izany hoe isiana, ahatongavana ho...; fisiana: Lazao raha fantatrao ny fiforonan' ny rahona [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20