Teny iditra fifosana (fosa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanamavoana, filazana ny hadisoana takona nataon' ny namana tsy eo anatrehany. [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy backbiting, slander [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Fandikana frantsay calomnie [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31