Teny iditra fifoterana (fotitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiverenana amin' ny tena indray ny nataon' ny tena tamin' ny hafa: Namono an' io bibilava io ianao, nefa tsy nahafaty azy: tandremo ny fifoterany aminao [Rajemisa 1985]

2009/02/23