Teny iditra fify
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara, Sihanaka, Taimoro, Taisaka, Tanosy] takolaka [Rakotosaona 1972]
  [Bara] takolaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the cheeks. (Prov.) [Mal. pipi, the cheek, the side of a door or gate.] See takolaka. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Taisaka] joue [Deschamps 1936]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra fify
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsindrim-bankona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Merina] In Imerina it means the guard iron of a plane [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra fify
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taimoro] miramirana, falifaly, faly [Rakotosaona 1972]

Teny iditra fify
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy a word used with mena, as menafify, adj. A deep red. [Richardson 1885]
Mpanahaka  volo/colors/couleurs

2009/09/01