Teny iditra figagana (gaga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihetsehantsaina amam-panahy eo anoloan-javatra tsy fahita andavanandro, amin' ny lafiny tsara na ratsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'admiration, l'étonnement [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20