Teny iditra figaingaina (gaingaina (gaina))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny andro migaingaina, izany hoe mafana aoka izany tsy misy rahona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La lourdeur du temps, de la tête, l’état de ce qui est sec [1.3]
Tovy hevitra figaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/12