Teny iditra figogogogoana (gogogogo (gogo))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitomaniana arahina toloko na feo mafy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Les lamentations
La violence du torrent [1.3]
Ohatra Eny ambony tafon-trano rehetra sy eny amin' ny kianja ao Moaba, tsy misy afa-tsy figogogogoana fotsiny; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/13