Teny iditra fihafo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Zavatra maivana toy ny bosoa atao amin' ny tenatenan' ny tadimpintana mba hahalalana ny fanaikitry ny hazandrano [Rajemisa 1985]

2009/09/01