Teny iditra fihainoana (haino)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanongilanan-tsofina mba handre; fanekena (fangatahana) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay L’action d’écouter [Abinal 1888]
Famaritana frantsay ouïe [SLP: Voambolana]
Ohatra Nisy lonilony tamin-dRafotoana koa noho ny lalàna momba ny fihainoana kabary. [Randriamamonjy: Tantara, takila 443]
Voambolana 

Teny iditra fihainoana (haino)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fitaovana entina mihaino
¶ Fitaovan' ny Dokotera ampiasainy hihainoana ny fitepon' ny fo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a stethoscope
¶ auscultation [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Cornet acoustique, le stéthoscope [Abinal 1888]
Famaritana frantsay écouteur [SLP: Voambolana]
Voambolana 

2016/08/04