Teny iditra fihalangalanana (halangalana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihatakatahana, tsy fiarahana amin' ny maro
Mitovy hevitra: fiolonolonana [1.1]
 Tsy fandraisana andraikitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay La séparation extérieure [1.3]
 Désengagement [1.13]
Ohatra ny fahanginana kosa anefa, mety ho fambara mampiseho hakanosana na fihalangalanana na fanaovana kinanga ny haja aman-jon' ny tena. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09