Teny iditra fihalontralona (halontralona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny zavatra mihalontralona, izany hoe mamirapiratra mivalombalona toa onjan-drano: Endrey izany fihalontralon' ny firavaka volamena nanaovany [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05