Teny iditra | fihalontralonana (halontralona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Famiratana mipendrampendrana, famirapiratana mivalombalona toa onjandrano, mandrebireby ny maso [1.1] | |
Fivaditsoratra | fihalontralonana, fiholantrolanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |