Teny iditra fihambo (hambo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra azo hamboina, iheverana ny tena ho ambony: Tsy mba fihambo ny fahamboniandrazana [1.1]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20