Teny iditra | fihandrinana (handrina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiankinana, fipetrahana, fiorenana amin' ny...: Amin' ny hamendrehanao no fihandrinan' ny voninahitrao [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanindrihana, fihandrinana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |