Teny iditra | fihanjahanjana (hanjahanja) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fitondrana lamba na akanjo handrakofana ny vatana; fiboridanana, fihanjahana Fitondrana akanjo vitsy foana na manify: Tsy mangatsiaka ve ianao amin' izao fihanjahanjanao izao? [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |